|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 Diksionera amin' ny Baiboly |
| Singan-teny | 2 diksionera, 3 baiboly |
| Sokajin-teny | 4 anarana (lohatenim-boky) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Misy fanafohezan-teny vitsivitsy ampiasaina ato amin' ity boky ity, dia ireto:
6 Test. Tal. : Testamenta Taloha 7 Test. Vao. : Testamenta Vaovao 8 MSS : Manoskripta na Sora-tanana 9 A.D. : Anno Domini (fanisana ny taona hatramin' ny andron' ny Tompo no mankatỳ) 10 B.C. : Before Christ (fanisana ny taona talohan' ny andron' ny Tompo) 11 J.E.D.P. : Jahwist Elohist Deuteronomist Priestly (filazana samy hafa nahazoana ny tantara ao amin' ny Pentatioka sy ny boky sasany) 12 Ary ny anaran' ny boky ao amin' ny Baiboly dia hafohezina toy izao: 13 Eks. : Eksodosy 14 Lev. : Levitikosy 15 Nom. : Nomery 16 Deot. : Deoteronomia 17 Jos. : Josoa 18 Mpit. : Mpitsara 19 Rot. : Rota 20 Sam. : Samoela 21 Mpanj. : Mpanjaka 22 Tant. : Tantara 23 Ezr. : Ezra 24 Neh. : Nehemia 25 Est. : Estera 26 Job. : Joba 27 Sal. : Salamo 28 Ohab. : Ohabolana 29 Mpit. T. : Mpitoriteny 30 Ton. K. : Tononkiran' i Solomona 31 Isa. : Isaia 32 Jer. : Jeremia 33 Fit. J. : Fitomanian' i Jeremia 34 Ezek. : Ezekiela 35 Dan. : Daniela 36 Hos. : Hosea 37 Joe. : Joela 38 Amo. : Amosa 39 Obad. : Obadia 40 Jon. : Jona 41 Mik. : Mika 42 Nah. : Nahoma 43 Hab. : Habakoka 44 Zef. : Zefania 45 Hag. : Hagay 46 Zak. : Zakaria 47 Mal. : Malakia 48 --- : -------- 49 Mat. : Matio 50 Mar. : Marka 51 Lio. : Lioka 52 Jao. : Jaona 53 Asa. : Asan' ny Apostoly 54 Rom. : Romana 55 Kor. : Korintiana 56 Gal. : Galatiana 57 Efes. : Efesiana 58 Fil. : Filipiana 59 Kol. : Kolosiana 60 Tes. : Tesaloniana 61 Tim. : Timoty 62 Tit. : Titosy 63 Filem. : Filemona 64 Heb. : Hebreo 65 Jak. : Jakoba 66 Pet. : Petera 67 Jod. : Joda 68 Apok. : Apokalypsy [1.38] |
| Mpanahaka | 69 abidin' ny baiboly, 70 ny diksionary amin' ny baiboly |
| Mpanoratra |
71 Evans 72 Randzavola Henri |
| Mpanonta printy |
73 Librairie Protestante. , 1952. Haavony: 22cm. Ambainy: 16cm. Takila: (1) i-x, 1-544; (2) 545-1098. |
| Sary |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/23 |
|